|
|
|
|

Teny iditra1  fahafitoambinifolo
Singan-teny  2 faha~, 3 fito, 4 amby, 5 folo
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 jereo fahafito amby ny folo [0]
Ohatra  8  Kanefa izany tsy nahasakana ny Portiogey hanohy io lafin' ny asany vaovao io mandritra ny taon-jato fahafitoambinifolo [2.366#13]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa

Fivaditsoratra  fahafitoambinifolo, 10 fahafito amby ny folo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12