Entrée fahafaty (faty)
Partie du discours nom
Explications en français Manière de tuer, manière de mourir [1.3]
Exemples 
1Toy ny fahafatin' ny tsy voafora no hahafaty anao, amin' ny tanan' ny hafa firenena [2.996]
2Naniry koa mba ho faty toy ny fahafatiny izy, tahaka an-dRafaralahy Andriamazoto nanatrika , ny fahafatesan-dRasalama. [2.649]
Morphologie 
Simple : fahafaty, fahafatiko, fahafatinao, fahafatiny, fahafatintsika, fahafatinay, fahafatinareo, fahafatin', fahafatin-, fahafatim-
Préfixée : -pahafaty, -pahafatiko, -pahafatinao, -pahafatiny, -pahafatintsika, -pahafatinay, -pahafatinareo, -pahafatin', -pahafatin-, -pahafatim-
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/03