| Entrée | 1 fadiranovana | 
| Mots élémentaires | 2 fadirana, 3 ovana | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en malgache | 5   enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1] | 
| Explications en français | 6   infortuné, misérable au dernier point [1.3] | 
| Exemples | 7   Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny.
[2.472] 8 Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Autres orthographes | 10 fadiranaovana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |