Entrée etỳ ho etỳ
Mots élémentaires etỳ ; ho
Partie du discours locution
Explications en malgache Milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny: Tetỳho etỳ no nisy ny fasan' ny razanay fa efa tototry ny ahitra ka tsy hita intsony [1.1]
Explications en anglais Hereabouts [1.7]
Explications en français Quelque part près d'ici [1.8]

Mis à jour le 2023/10/28