|
|
|
|

Teny iditra1  ety dia ety
Singan-teny  2 ety, 3 dia
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Ohatra  5  Ity dia tendrombohitra mideza, anefa ny lalana ety dia ety. [2.649#1023]
6  Tsy maintsy nandalo amin' ny lavabato ety dia ety sy lalina tokoa vao tonga any. [1.508]
7  Ny trano nitoerany dia trano kely tampify, iva dia iva sady ety dia ety, ka tsy mahazo mitsotra akory izy eo am-pandriana. [2.285#286]

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/11