|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  entre    
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 anelakelany [1.3.mg#122]
4 anelanelana [1.4.mg#309, 1.5.mg#365]
5 anelanelaka, ampovoany
6 hatrany ... ka hatrany [1.4.mg#309]
7 ao anelanelan', ao ampovoan' [1.9.mg#142]
Ohatra  8  Il y a un arbre entre les deux maisons (Misy hazo anelanelana ny trano roa) [1.4.mg#309]
9  Il se jetta entre ces deux hommes qui se battaient (Nilatsaka tao ampovoan' ireo olona roa lahy niady ireo izy) [1.4.mg#309]
10  Venez entre deux et cinq heures (Tongava ao anelanelan' ny ora roa sy ny dimy) [1.4.mg#309]
11  Le gris est entre le blanc et le noir (Ny volombatolalaka dia anelanelan' ny fotsy sy ny mainty) [1.4.mg#309]
12  Tamatave est entre Andevorante et Foulepointe (Toamasina dia ao anelanelan' Andevoranto sy Mahavelona) [1.4.mg#309]
13  entre Tananarive et Tamatave il y a plus de deux cents kilomètres (Hatrany Antananarivo ka hatrany Toamasina misy kilometatra roan-jato mahery) [1.4.mg#309]

Teny iditra (2/2)14  entre    
Sokajin-teny  15  endritenin' ny hoe entrer
Fanazavàna teny malagasy  16 miditra : J'entre dans la maison (Miditra ao an-trano aho)
17 ~ Il entre dans la maison (Miditra ao an-trano izy)

18 midira : Entre dans la maison (Midira ao an-trano) [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17