|
|
|
|

Teny iditra1  ampovoany
Sokajin-teny  2  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  3 in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 le milieu, le centre
5 au milieu, au centre [1.3]
Ohatra  6  Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra; [2.508]
7  Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. [2.499]
8  Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. [2.472]
Voambolana  9  Toerana
Tovy hevitra  10 afovoany
Mpanahaka  11  anivo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ampovoany, 13 mivoa-pano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02