Entrée entim-pahazarana
Mots élémentaires entina ; fahazarana
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny [1.1]
Exemples Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. [2.470]

Mis à jour le 2023/06/11