|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  enga
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin' ny teny hoe anie, ary ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva:
4 Enga anie ho afaka izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 oh that! may it be so! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 puisse! plaise à Dieu! [1.8]
Ohatra  7  enga anie ka ho diso aho! [2.499#]
Kamban-teny rehetra  8 enga anie

Teny iditra (2/4)9  enga
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  11 abandonné (village). (lèmby). [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  18 ningia

Teny iditra (3/4)19  enga
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 Action d’abandonner, de laisser, de pardonner, de permettre, de remettre —> ala, ary, eñe, foy, haliño, anja [Vezo] [1.68]

Teny iditra (4/4)22  enga
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 Apport, cadeau, don, offrande —> ome, tolotse [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  26 ange, enga, 27 gena, 28 Nagè

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17