|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 empaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hoditra mitsovaka kely, ovaka
4 Miendaka kely tsy latsaka lalina, voaenda-koditra, mienda-koditra: Aza mitaraina tanana hiempaka e! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 blistered
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avoir des ampoules
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 fo tsy empaka |
| Teny iditra (2/3) | 23 empaka |
| Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 se délaisser, se dépouiller § endaka.
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 26 embaka |
| Teny iditra (3/3) | 27 empaka |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 Vésicant, tout ce qui a la propriété de provoquer une révulsion ou de brûler la peau. Nom général des vésicatoires. Nom des plantes ayant des propriétés révulsives ou vésicantes.
[Merina, Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fivaditsoratra | empaka, 31 makape |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|