Entrée efapolo (efatra, folo)
Partie du discours adjectif
Définition anglaise Forty [3.1]
Définition française Quarante [3.1]
Définition internationale 40 [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Tableaux et planches Les nombres
Exemples 
1Efapolo no natsipiko teo. [Andraina: I Vola]
2Dia nandry efapolo taona ny tany. [Baiboly]
3Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [Andraina: Mitaraina, page 223]
Articles 

2019/08/17