Entrée | eboebo (ebo) | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Synonymes | ebo | |||||||||||||||
Exemples | Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady.
[2.472] | |||||||||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |