|
|
|
|

Teny iditra1  kasikasy
Fototeny  2 kasy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
5 Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285]
Fanazavàna teny anglisy  6 vain, showy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 orgueilleux [1.8]
Ohatra  8  Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly. [2.324#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17 kasy

Fivaditsoratra  kasikasy, 18 kisakisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19