|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  dovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fahavalo [Taimoro] [1.78]
4 Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin' ny sikidy)
5 Ray aman-dreny (amin' ny lafin-kevitra hoe fahavalon' ny zanaka ny ray aman-dreny noho izy manakantsakana azy tsy hanao ny sitrapony). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an enemy, one supposed to be injurious. A word chiefly used in the Sikidy divination. [Ar. Aduca, an enemy] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 terme de sikidy: ennemi, opposition, ce qui peut faire du mal, une chose nuisible
8 ceux qui peuvent s'opposer aux caprices, comme les parents [1.3]
9 ennemi. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)11  dovy
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 valo [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (3/4)14  dovy
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana [1.1]
Tovy hevitra  17 dovidovy

Teny iditra (4/4)18  dovy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (dans l'art de la divination, le mpisikidy ou devin appelle dovy tout ce qui représente une force ennemie, nuisible qui veut du mal à son client). Deinbollia pervillei (Blume) Radlk. (Sapindaceae).
21 Les rameaux de cet arbre servaient à exorciser, à lever un sort néfaste (manolaka dovy), d'où son nom. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  dovy, 24 vody

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17