|
|
|
|

Teny iditra1  diso vala
Singan-teny  2 diso, 3 vala
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Be dia be tsy hita isa (jereo betsaka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [vala, an enclosure] an ox that has got out of the enclosure; used for abundant, plentiful, much, many [1.2]

Fivaditsoratra  diso vala, 7 solavady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12