Entrée didiko fe lehibe (didy, -ko, fe, lehibe)
Partie du discours locution
Définition malgache didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao
¶ Teniko fe lehibe, didy boraingona [Rajemisa 1985]
Synonymes didy boraingina ~ didy boraingona ~ teniko fe lehibe

Mis à jour le 2020/07/31