|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  danidany
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Diridiry, fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky loatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka erỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Ballonnement, tension du ventre [1.3]
5 gonflé. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  11  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)12  danidany
Sokajin-teny  13  mpamaritra

Fivaditsoratra  danidany, 14 dinadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19