|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midanidany |
| Fototeny | 2 danidany |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Midiridiry, feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Etre ballonné, tendu
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 6 midanidany ny kibo |
| Fivaditsoratra | midanidany, 7 midinadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|