Entrée | borizano tanora (borizano, tanora) | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | borizano, tanora | |
Explications en malgache | miaramila no farany; mazana dia ny efa avy nanao miaramila no apetraka ho borizano rahefa antitra; koa ny tanora, izay avy hatrany dia borizano, dia fantatra fa tsy mbola nanao miaramila [1.10] | |
Mis à jour le 2023/01/01 |
![]() |