Entrée | bonibony | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1] | |||
Explications en anglais | Puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2] | |||
Explications en français | (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3] | |||
[Tankarana] Sorte de rougeole. See rofotra [1.19] | ||||
Rubéole [1.54] | ||||
Vocabulaire | Santé | |||
Dérivés |
| |||
Synonymes | bonobono | |||
Mis à jour le 2022/09/11 |