|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boloky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
5 the blue-grey Malagasy parrot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 perroquet [1.54]
7 le perroquet malagasy [1.8]
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  boloky
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
Voambolana  15  Lalàna

Fivaditsoratra  16 biloko, boloky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09