|
|
|
|

Teny iditra 1  bisikilety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bicycle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 bicyclette [1.8]
Voambolana  6  Fitaterana
Tovy hevitra  7 tongomalady
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how bisikilety

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19