|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tongo-malady |
| Singan-teny | 2 tongotra, 3 malady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny olona haingam-pandeha ary fanirakiraka
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 tongomalady |
| Singan-teny | 7 tongotra, 8 malady |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 anarana ilazana ny bisikileta
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[tongo-malady]
11 (pied rapide) désignant la bicyclette
12 (au lieu du mot malgachisé bisikilety; ne s'est pas implanté dans l'usage [2.590] |
| Voambolana | 13 Fitaterana |
| Tovy hevitra | 14 bisikilety |
| Fivaditsoratra | tongomalady, tongo-malady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|