Entrée biriky
Partie du discours nom
Explications en malgache Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin' ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo atao amin' ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin' ny fompotra na amin' ny kitay hazo [1.1]
Explications en anglais A brick [1.2, 1.7]
Explications en français Brique [1.8, 1.13]
Exemples 
1Nosokirinay ho lasa trano ny biriky. [2.445]
2Ny tiako, dia ny mba ho trano fiangonana biriky. [2.270]
3Ary hatao tafo tanimanga sy rindrim-biriky madio ivelany. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Anglais: brick (a). Français: brique (une).
Articles 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/08/11