|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 binaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3milaza fivontosana, fibontsinana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4enflure, tumeur. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8bina, binabina, binabinaka

Teny iditra (2/2)9 binaka
Fototeny  10baka
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12atao mihataka toy ny tarehintsoratra V (tandrok' omby). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13qu'on a fait diverger. [1.3#72]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
Tovy hevitra  17voabaka

Fivaditsoratra  18 ankiba, 19 bikana, 20 binaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19