|
|
|
|

Teny iditra1  hobina
Fototeny  2 hoby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Deraina amin' ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin' ny vahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be acclaimed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on acclame [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  10 hobena
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 bohina, hobina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02