Entrée be tenda (be, tenda)
Partie du discours expression
Définition malgache  [Sihanaka] tendana [Rakotosaona 1972]
 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise (betenda) Strong-voiced, gluttonous. [Richardson 1885]
 a glutton [Hallanger 1973]
Synonymes tenda an-kanina ~ tenda be

2012/09/13