Entrée be saina (be, saina)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza olona lalim-pandinika, ampy fiheverana, tsy atoro amin' izay fialana olana, fa hendry sy be hevitra
¶ (hevitra maneso): enti-milaza olona mihevitra ny tenany ho mahay noho ny hafa ka tsy milefitra ary manao ny sasany ho tsinontsinona, manao azy ho manan-tsaina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise very wise; very cunning. [Richardson 1885]

2012/06/13