|
|
|
|

Teny iditra1  bala mihanta
Singan-teny  2 bala, 3 mihanta
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 bala misisika any anaty nofo ka tsy mety miala ao raha tsy didiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [hanta, entreaty.] A fatal shot, a ball which rests in the body
7 Fig. a heavy charge which cannot be refuted. [1.2]

Fivaditsoratra  8 antambalahy, bala mihanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12