Entrée azo itarafana (azo, taratra)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: madio
Exemples Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 28]

Mis à jour le 2020/07/31