Entrée | 1 atidoha |
Mots élémentaires | 2 aty, 3 loha |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1] |
Explications en anglais |
6 The brains. [1.2] 7 the brain [1.7] |
Explications en français |
8 le cerveau [1.8] |
Exemples |
9 hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy.
[2.424#]
10 Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472#] |
Tous les mots composés | 11 atidohan-kena |
Vocabulaire | 12 Biologie |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |