|
|
|
|

Teny iditra1  arivo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 zato impolo.
4 be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.]. [1.2]
6 a thousand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 mille. [1.3, 1.8]
8 mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache. [1.196]
Isam-pirenena  9 1000 ~ 1 000 ~ 1.000 ~ 1,000.
10 M. [3.1]
Ohatra  11  Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
12  Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina. [2.298]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  23  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 36 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny isa
Lahatsoratra  27 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  28 arivo, 29 arovy, 30 avory, 31 vario, 32 voary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09