|
|
|
|

Teny iditra1  aoka izany
Singan-teny  2 aoka, 3 izany
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 izaitsizy, fatratra: Mafy aoka izany itỳ hena itỳ / Tiako aoka izany itỳ tarin' olona mandihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 very much, too much [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 combien! oh que! à merveille! mirobolant [1.3#58]
8 oh combien, excessivement [1.8]
Tsipelina hafa  9 aok' izany
Tovy hevitra  10 aoka re izany

Fivaditsoratra  11 akoa izany, 12 aoka izany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02