|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 antsoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 firombaka, angady kely fanao amin'ny zaran-defona, vy maranitra misy zarany lavalava entina mihaza trondro
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 angady [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] [1.78] 5 Angady kely lava zarana fitondra mandeha [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 In the provinces it is the name of a large chisel for hollowing out canoes, and a spade.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fitaovam-piasana |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 antsoro |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Ahitra lava ravina misy rirany mandidy ary malama ka
12 mety handavo raha voahitsaka, indrindra raha mando; izany no 13 nahatonga ilay fitenenana hoe: Boka 14 potraka amin'ny antsoro: raha misy fivoy dia lakana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a grass (or cyperaceous plant?). It is chewed and the saliva swallowed for colic.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 herbe à toiture (tènina).
[Tankarana]
[1.19] 17 (de sorona : action d'activer, d'attiser le feu ; cette herbe étant souvent employée sèche comme combustible). Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Utilisée comme chaume pour la couverture des cases; les inflorescences servent à rembourrer les oreillers et coussins. Les feuilles sèches, odorantes, entrent dans la composition d'un odi-tazo, administré aux malades qui ont des accès de malaria. Les racines en décoction sont données à boire dans les coliques [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tsipelina hafa | 19 antsory |
| Tovy hevitra | 20 tenina |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 23 antsoro |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 fitaratra
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | antsoro, 26 trosona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|