|
|
|
|

Teny iditra 1  antsinjarany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 at retail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 au détail (commerce) [1.8]
Ohatra  5  ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436#]
Voambolana  6  Toe-karena: varotra
Tohi-kevitra  7 ambongadiny
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how antsinjarany

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26