Entrée ambongadiny (vongady, -ny)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise at wholesale buying and selling [Hallanger 1973]
Traduction française vente en gros [Abinal 1888]
 en gros [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  vongadiny
Exemples 
1Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny? [Andriamalala: Taolambalo]
2Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony; [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [Rajemisa: Fomba]

Mis à jour le 2020/07/31