Entrée antsiantsy
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [1.1]
Explications en anglais A small lizard. See antsantsa. [1.2]
Explications en français Petit lézard vert [1.54]
Exemples 
1Mandehana ise, hoy ny Antsiantsy nilela-molotra. [2.5]
2Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanans ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakilohs ary vitsika vaventy. [1.437]
Vocabulaire 
Synonymes antsantsa
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/18