|
|
|
|

Teny iditra1  ankosotra
Fototeny  2 hosotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Gilded, overlaid with
6 using deceit, putting on a false appearance, overreaching. [1.2]
7 a plating or coating
8 deceit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 enduit
10 Figuré: apparence trompeuse [1.3#51, 1.8]
11 (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte
12 Figuré: apparence fausse [1.3#51]
13 couche extérieure [1.8]
Ohatra  14  ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [2.5#66]
15  Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa. [2.436#]
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  ankosotra, 17 antsoroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09