|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankohonana |
| Fototeny | 2 hohona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena
[1.1] 5 fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A family, a household.
[1.2] 7 a household [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de...
[1.3] 9 maisonnée [1.54] 10 la famille, les gens de la maison [1.8] 11 ménage, famille [1.13] |
| Ohatra |
12 Dia miara-misaika rano ny ankohonana.
[2.245#]
13 Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528#] |
| Voambolana | 14 Fifandraisana: fianakaviana |
| Lahatsoratra | 15 Randzavola: ankohonana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|