|
|
|
|

Teny iditra1  anjoro firarazana
Singan-teny  2 zoro, 3 firary, 4 razana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ny atao hoe anjoro na zoro firarazana dia ny zoron-trano avaratra atsinanana; mitodika any amin' io toerana io ny raim-pianakaviana ntaolo taloha amin' ny tsinan' ny alahamady ka mitanisanisa firarian-tsoa ho an' ny taranany, fa io no taombaovao tamin' ny Malagasy fahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [anjorofirarazana] 7 [rary, chanting, prayers.] The north-east corner of a house where the rary is sung and the sorona is usually made. [1.2]
Ohatra  8  Dia nandohalika nanatrika teo anjorofirarazana izy ka nivavaka hoe : Eny Andriamanitra, Andriananahary! [2.588]
Tsipelina hafa  9 anjorofirarazana
Mpanahaka  10  zorofirarazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02