Entrée anjerimanontolo (jery, tontolo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite
Explications en anglais  [3.1] university
Explications en français  [Rakotonaivo 1993] université
Vocabulaire 
Synonymes oniversite
Exemples 
1 [SeFaFi , 2006/11/17] Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo.
2 [Andriamalala: Fanagasiana, page 20] Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina.

Mis à jour le 2021/04/10