Entrée oniversite
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana
Explications en anglais  [Winterton: Rakibolana] university
Vocabulaire 
Origine Français: université.
Synonymes anjerimanontolo
Exemples 
1 [Ravelomanana: Lalana, page 138] Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny Oniversite.
2 [SeFaFi , 2013/01/23] Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny.

Mis à jour le 2020/07/31