|
|
|
|

Teny iditra1  aniritra
Fototeny  2 iritra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana aniritra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 A temporary burial with a view to disinter the corpse and bury it again when the appropriate tomb is prepared. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 enterré provisoirement [1.3]
Tsipelina hafa  7 anirotra
Tovy hevitra  8 fasana aniritra
Kamban-teny rehetra  9 fasana aniritra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aniritra, 11 itrirana, 12 triarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09