|
|
|
|

Teny iditra 1  anirotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra. [1.1]
Tsipelina hafa  4 aniritra
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how anirotra

Fivaditsoratra  anirotra, 6 raitrano

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04