|
|
|
|

Teny iditra1  fasana aniritra
Singan-teny  2 fasana, 3 aniritra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12