|
|
|
|

Teny iditra1  angozy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hodi-biby [1.13]
4 hoditr'omby [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 cuir, peau. [Tankarana] [1.19]
6 cuir [1.13]
Tovy hevitra  7 angôzy, angòso
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  angozy, 9 zingao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09