| Entrée | 1 angaha |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 [1.1] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy! |
| Explications en anglais |
6 [1.7] perhaps |
| Explications en français |
7 [1.3#43, 1.8] peut-être? 8 [1.3#43] c’est possible: Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?) ~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas) |
| Exemples |
9 [2.643#] Vita angaha izao fanadinan' ise?
10 [2.4#] Masiaka angaha ny ray aman-dreninao? |
| Anagrammes | 11 angaha, hagana |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|