Entrée andriandahy (andriana, lahy)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise A nobleman, a prince. [Richardson 1885]
Citations 

Entrée andriandahy (andriana, lahy)
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Analogues  ampamaky ~ andriambavy
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31