|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andriambavy
Singan-teny  2andriana, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[vavy, feminine.] The female nobility, a princess.. [1.2]

Teny iditra (2/2)7 andriambavy
Singan-teny  8andriana, 9vavy
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12A queen in cards. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  13dame; jeu de cartes. [1.13.fr#17]
Voambolana  14 Kilalao
Mpanahaka  15 ampamaky, 16 andriandahy
Sary 

Fivaditsoratra  17 andriambavy, 18 indraim-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11