|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Andriampenitra |
| Singan-teny | 2 andriana, 3 fenitra |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka
6 noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- 7 afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island.
[1.2#179] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 nom d'une caste
[1.3#162] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|